spacer.png, 0 kB

Communiqué : Madagascar traverse actuellement une période difficile. Le vent du changement politique qui a suscité tant d’espoirs en 2002 s’est regrettablement mué en une impasse socioéconomique. 

Read more...
 

spacer.png, 0 kB
spacer.png, 0 kB
Home arrow Revue de Presse
Revue de Presse
L'Express : Nihaona tamin'ny pasitera Daniel Rajakoba ny FFKM PDF Print E-mail
Written by Webmaster   
jeudi, 07 septembre 2006

Ireo vondron'ny mpanohitra isan-tsokajiny, toy ny 3FN, dia efa nihaona tamin' ny sehatr'asa momba ny fiainam-pirenena (Sefip) izay sampana iray ao anatin'ny Fiombonan'ny fiangonana kristianina eto Madagasikara (FFKM).

oraisin'ny Sefip teny Vohipiraisana indray omaly tolakandro ny pasitera Daniel Rajakoba, izay filohan'ny antoko Fihavanantsika ary isan'ireo nitonona ho kandidà hifaninana amin' ny toeran'ny filohan'ny Repoblika. Ny pasitera Daniel Rajakoba manokana dia efa isan'ireo kandidà tamin'ny fifidianana ny 15 desambra 2001.

Raha nanontaniana mikasika ny dinika nifanaovany tamin'ny Sefip ity pasitera filohan'ny antoko ny Fihavanantsika dia nanambara fa “ny mikasika ny ahatsara ny fifidianana no isan'ny resaka noresahinay. Nanolotra volavolan-kevitra ihany koa anefa ny tenako, hoy Daniel Rajakoba. Noraisin' ny Sefip izany araka ny voalazany ary hanaovana tatitra any amin'ireo filoham-piangonana efatra mirahalahy”.

Read more...
 
James Ratsima:Voahitsakitsaka ny fiandrianam-pirenena PDF Print E-mail
Written by Webmaster   
vendredi, 16 juin 2006
Ny fitontonganan’ny sandambola, ny fibosesehan’ireo vahiny sy ny mpampiasa vola eto Madagasikara, ny fisian’ireo teratany avy any ivelany zary mitantana sy manolotsaina amin’ny raharahan’ny Malagasy ; isan’ny nanaovan’Ingahy James Ratsima, fanazavan-kevitra tamin’ny mpanao gazety ireo omaly.
Read more...
 
Pastora Daniel Rajakoba: ? Ny zavatra tsy vita no loharanom-pahantrana ? PDF Print E-mail
Written by Webmaster   
vendredi, 16 juin 2006

Efa natsidikay teto ihany omaly ny fanapahan-kevitry ny Pastora Rajakoba Daniel amin’ny firotsahany ho mpifaninana hofidiana ho filoham-pirenena atsy ho atsy.

Ny hevitra fototra nambarany fa anton’izany fandraisany anjara amin’ny fifaninanana izany dia ny fahalatsahan’ny firenena an-katerena indray, toy ny tamin’ny taona 1972. Amin’ny lafin-javatra rehetra no ahitana taratra an’izay firenena latsaka an-katerena izay, hoy izy.

Noho izany, misy zavatra marobe ilàna fanamboarana eto Madagasikara ka tsy maintsy mijoro ny tena satria mbola nomen’Andriamanitra tombon’andro hiatrehana adidy, hoy ihany ity ministry ny asam-panjakana tao amin’ny governemanta Ramanantsoa ity.

Read more...
 
Elections pr?sidentielles : Daniel Rajakoba se lance PDF Print E-mail
Written by Webmaster   
jeudi, 15 juin 2006

Le pasteur Daniel Rajakoba annonce sa candidature aux présidentielles. Il est appelé par la Voix, comme Jeanne d'Arc, pour sauver le peuple malgache. Candidat déçu contre Ravalomanana en 2001, le pasteur s'en va en croisade. Cette rebelote va brouiller les cartes et les pronostics mais beaucoup, tels ses adeptes et ceux qui ont la foi, s'y reconnaîtront. 

Read more...
 
Daniel Rajakoba : Un sage entre dans la danse PDF Print E-mail
Written by Webmaster   
jeudi, 15 juin 2006

Cet homme d’église annonce sa participation au scrutin du 3 décembre. Pour la deuxième fois ! 9ème candidat à la présidentielle

Le pasteur Rajakoba remet ça ! Hier, son comité de candidature a lancé  officiellements la candidature à l’élection présidentielle du 3 décembre 2006. Le Pr. Rakotonirina Solonjatovo, James Ratrema et Rasolofo Andry composent ce comité. Ont été vus dans l’assistance, comme invités, l’avocat Willy Razafinjatovo, le général en retraite Désiré Ramakavelo, l’artiste Ndriana Ramamonjy, le syndicaliste Florentin Ramamonjisoa, l’ancien ministre Charles Ranavela, l’ancienne députée Louisette Raharimalala, le Leader Fanilo Noël Andriamarosatrana, les parlementaires Zakahely Boniface, Befeno et Reboza Cyrille.

R.C.

Read more...
 
<< Start < Prev 1 2 3 4 Next > End >>

Results 10 - 18 of 29
spacer.png, 0 kB
spacer.png, 0 kB
spacer.png, 0 kB